auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-06 16:41:48 +08:00 committed by root
parent 679c94c4ca
commit ebce6fc3dc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary natazagna bibidia za niakatra avy tam'ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo am'tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy anganarana fitenenan-dratsy avy. Le bibidia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera, ary ny vavany de salan'ny vavan'ny liona. Ilay dragona nagnome anazy
Ary natazagna bibidia za niakatra avy tam'ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo am'tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy anganarana fitenenan-dratsy avy. Le bibidia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera, ary ny vavany de salan'ny vavan'ny liona. Ilay dragona nagnome anazy ny heriny, ny