auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:43:00 +03:00 committed by root
parent 1b529126be
commit ebb81bec4f
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Avy akeo le anjely fafito nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao an-tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana, nagnano hoe: "Vita zany!" Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe noho ze efa nitranga hatram'ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. Vaky ho fizarana telo le tanàna gedabe, ary rava ny tanànan'reo firenena. Avy akeo Andriamanitra nagnantso mbô hata
\v 17 \v 18 \v 19 Avy akeo le anjely fafito nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao an-tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana, nagnano hoe: "Vita zany!" Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe noho ze efa nitranga hatram'ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. Vaky ho fizarana telo le tanàna gedabe, ary rava ny tanànan'reo firenena. Avy akeo Andriamanitra nagnantso mbô hatadidy an'i Babylona lehibe, ary nameny an'zany tanàna zany ny kaôka feno divay vita avy amin'ny firehetan'ny fasoseny.

1
16/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nanjavogna ny nosy daôly, ary tsy hita tsony reo tanety. Nisy havandra vaventy, milanja eo amin'ny talenta raika eo, nidina avy aigny an-dagnitra ho amin'ôla. Nagnozona an'Andriamanitra zareo nohon'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany.