auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-27 18:17:39 +03:00 committed by root
parent b2ac2a76db
commit e9c05a0ec8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nagnokatra ny tombo-kase faenina ny Zanak'ondry, de nitazagna za ary nisy horohoron-tany gedabe. Lasana
Rafa nagnokatra ny tombo-kase faenina ny Zanak'ondry, de nitazagna za ary nisy horohoron-tany gedabe. Lasana mainty ôtran'ny lamba fisaonana ny masoandro, ary ny volana fenomanagna de lasana ôtran'ny rà. Reo kintana taigny amin'ny lanitra de potraka tety an-tany, ôtran'ny aviavy magnintsagna ny vôny