From e3c2d900f838b23e16d87eafb328e2d119585978 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Sat, 14 Mar 2020 07:34:27 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 03/09.txt | 2 +- 03/12.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index 763369f..1b071e4 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -Indro, Reo ze an'ny synagogan'ny Satana, reo ze milaza fa Jiosy zareo nefa tsy izy; fa mandainga kosa zareo. Hataoko tonga ka hiankotra akeo an-tongotrao zareo, ary ho avy zareo mbô hafantatra fa nitia an'nareo Zà. Satria efa nitandrina ny didiko tamin'ny faretana anareo, de hiaro an'nareo amin'ny andro fitsapana ze efa ho avy am'zao tontolo zao daôly iany kô Za, mbô hitsapa reo ze miaigna aketo ambonin'ny tany. Ho avy tsy ho ela Za. Tano mafy ze hanagnanao mbô tsy hisy afaka hangala ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 Indro, Reo ze an'ny synagogan'ny Satana, reo ze milaza fa Jiosy zareo nefa tsy izy; fa mandainga kosa zareo. Hataoko tonga ka hiankotra akeo an-tongotrao zareo, ary ho avy zareo mbô hafantatra fa nitia an'nareo Zà. Satria efa nitandrina ny didiko tamin'ny faretana anareo, de hiaro an'nareo amin'ny andro fitsapana ze efa ho avy am'zao tontolo zao daôly iany kô Za, mbô hitsapa reo ze miaigna aketo ambonin'ny tany. Ho avy tsy ho ela Za. Tano mafy ze hanagnanao mbô tsy hisy afaka hangala ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file diff --git a/03/12.txt b/03/12.txt index c38435a..4a7b342 100644 --- a/03/12.txt +++ b/03/12.txt @@ -1 +1 @@ -Ataoko andry akeo amin'ny tempolin'Andriamanitro ze mandresy, ary tsy hiala akeo mihitsy izy. Ho soratako akeo aminy ny agnaran'Andriamanitro, le agnaran'ny tanànan'ny Andriamanitro (le Jerosalema vaovao, ze midina avy aigny an-dagnitra avy amin'ny Andriamanitro), sy ny agnarako vaovao. Ôka ze manan-tsofigna hihaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana."" \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 Ataoko andry akeo amin'ny tempolin'Andriamanitro ze mandresy, ary tsy hiala akeo mihitsy izy. Ho soratako akeo aminy ny agnaran'Andriamanitro, le agnaran'ny tanànan'ny Andriamanitro (le Jerosalema vaovao, ze midina avy aigny an-dagnitra avy amin'ny Andriamanitro), sy ny agnarako vaovao. Ôka ze manan-tsofigna hihaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana."" \ No newline at end of file