auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 15:23:45 +08:00 committed by root
parent 87d30f4c02
commit e19d1f3765
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Ny anjely daoly nitsangana manodidigna ny seza fendriagnana sy manodidigna reo loholona sy ny ra-manan-aina efatra, ary zareo de nampiankoka ny tavan'jareo teo anatrean'ny seza fendriagnana Nivavaka tamin'Andriamanitra zareo\v 12 nagnano hoe: "Amena! Dera, voninahitra, fahendrena, fisaorana, faefagna, ary ny hery anie ho an'Andriamanitra mandrakaizay dory! Amena!"
\v 11 Ny anjely daôly nitsangana manodidigna ny seza fendriagnana sy manodidigna reo loholona sy ny ra-manan-aina efatra, ary zareo de nampekoka ny tavan'jareo teo agnatrean'ny seza fendriagnana. Nivavaka tamin'Andriamanitra zareo\v 12 nagnano hoe: "Amena! Dera, voninahitra, fahendrena, fisaorana, faefagna, ary ny hery anie ho an'Andriamanitra mandrakaizay dory! Amena!"