From dfc7a2afe1cd3916aaa0165565a616ab3b7ed43a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Tue, 9 Jun 2020 12:44:25 +0300 Subject: [PATCH] Tue Jun 09 2020 12:44:25 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 18/01.txt | 2 +- 18/04.txt | 2 +- 18/07.txt | 2 +- 18/09.txt | 2 +- 18/11.txt | 2 +- 18/15.txt | 2 +- manifest.json | 6 ++++++ 7 files changed, 12 insertions(+), 6 deletions(-) diff --git a/18/01.txt b/18/01.txt index 3de3f71..c69dc40 100644 --- a/18/01.txt +++ b/18/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Tafaran'reo ra reo de natazagna anjely hafa ze nidigna avy aigny an-dagnitra za. Nanagna fahefana gedabe izy, ary namirapiratra nohon'ny voninahitry ny tany. Nihaika tamin'ny feo mahery izy, nitare hoe: "Lavo, lavo le Babylona gedabe! Lasana toerana fonenan'ny devoly, fialofan'ny fanahy maloto, ary fialofana ho an'reo vorona maloto sy marikoriko daôly. Fa ny firenena daôly de nisotro ny divain'ny fitondran-tegna malotony. Reo mpanjakan'ny tany de nagnano fitondran-tegna maloto tamin'azy. Reo mpivarotra ny tany de lasana mpanan-karena tamin'ny alalan'ny fomba fiaignany amin'ny nofo." \ No newline at end of file +\c 18 \v 1 Tafaran'reo ra reo de natazagna anjely hafa ze nidigna avy aigny an-dagnitra za. Nanagna fahefana gedabe izy, ary namirapiratra nohon'ny voninahitry ny tany. \v 2 Nihaika tamin'ny feo mahery izy, nitare hoe: "Lavo, lavo le Babylona gedabe! Lasana toerana fonenan'ny devoly, fialofan'ny fanahy maloto, ary fialofana ho an'reo vorona maloto sy marikoriko daôly. \v 3 Fa ny firenena daôly de nisotro ny divain'ny fitondran-tegna malotony. Reo mpanjakan'ny tany de nagnano fitondran-tegna maloto tamin'azy. Reo mpivarotra ny tany de lasana mpanan-karena tamin'ny alalan'ny fomba fiaignany amin'ny nofo." \ No newline at end of file diff --git a/18/04.txt b/18/04.txt index 6663c25..efc3d10 100644 --- a/18/04.txt +++ b/18/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 Avy akeo de naregny feo hafa avy aigny an-dagnitra za, mitare hoe: "Mialà amin'azy, ry oloko, mbô tsy hizarany ny fahotany akao aminareo, ary mbô tsy ahazoanareo reo lozany. Efa nihangona salan'ny ahavon'ny lagnitra reo fahotany, ary Andriamanitra matsiaro reo asa ratsiny. Mamale an'azy salan'ny namalen'ny hafa, ary valio avy rôy heny ze efa vitany; takao amin'ny kapôka ze efa nofenony, de fenoy avy rôy eny ho an'azy. \ No newline at end of file +\v 4 Avy akeo de naregny feo hafa avy aigny an-dagnitra za, mitare hoe: "Mialà amin'azy, ry oloko, mbô tsy hizarany ny fahotany akao aminareo, ary mbô tsy ahazoanareo reo lozany. \v 5 Efa nihangona salan'ny ahavon'ny lagnitra reo fahotany, ary Andriamanitra matsiaro reo asa ratsiny. \v 6 Mamale an'azy salan'ny namalen'ny hafa, ary valio avy rôy heny ze efa vitany; takao amin'ny kapôka ze efa nofenony, de fenoy avy rôy eny ho an'azy. \ No newline at end of file diff --git a/18/07.txt b/18/07.txt index 8b30ae2..9e33a43 100644 --- a/18/07.txt +++ b/18/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Ôtran'izy nagnome voninahitra ny tegnany sy niaigna tami'ny tsy fiafena, ameo an'azy ny fampijalena sy ny alahelo antonogny an'azy. Fa izy nilaza takao am-pony nagnano hoe: "Nipetraka ôtran'ny mpanjaka vavy za. Tsy maty vady za, ary tsy hisaona mandrakizay." Noho zany de ho avy amin'ny andro raika reo areti-mandringany: ny fafatesana, ny fisaoana, ary ny silaona. Hodôrôn'ny afo izy, fa ny Tompo Andriamanitra de mahery, ary izy no mpitsara an'azy." \ No newline at end of file +\v 7 Ôtran'izy nagnome voninahitra ny tegnany sy niaigna tami'ny tsy fiafena, ameo an'azy ny fampijalena sy ny alahelo antonogny an'azy. Fa izy nilaza takao am-pony nagnano hoe: "Nipetraka ôtran'ny mpanjaka vavy za. Tsy maty vady za, ary tsy hisaona mandrakizay." \v 8 Noho zany de ho avy amin'ny andro raika reo areti-mandringany: ny fafatesana, ny fisaoana, ary ny silaona. Hodôrôn'ny afo izy, fa ny Tompo Andriamanitra de mahery, ary izy no mpitsara an'azy." \ No newline at end of file diff --git a/18/09.txt b/18/09.txt index 56ce24d..d8cd03e 100644 --- a/18/09.txt +++ b/18/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Reo mpanjakan'ny tany ze nijangajanga sy nande tsy am-piheverana niaraka tamin'azy de hitomany ary hiankotra akeo agnatreny rafa hatazagna ny setroky ny famaizany zareo. Hitsangana lavitra zareo, hatatra ny fijaleny, hitare hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe, Babylona, le tanàna mahery, fa amin'ny ora raika de ho avy ny sazinareo." \ No newline at end of file +\v 9 Reo mpanjakan'ny tany ze nijangajanga sy nande tsy am-piheverana niaraka tamin'azy de hitomany ary hiankotra akeo agnatreny rafa hatazagna ny setroky ny famaizany zareo. \v 10 Hitsangana lavitra zareo, hatatra ny fijaleny, hitare hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe, Babylona, le tanàna mahery, fa amin'ny ora raika de ho avy ny sazinareo." \ No newline at end of file diff --git a/18/11.txt b/18/11.txt index 5673870..07ec629 100644 --- a/18/11.txt +++ b/18/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 Reo mpivarotra ny tany de mitomagny sy misaona ho an'azy, satria tsisy ôla niady varotra ho an'azy tsony - varotra volamena, volafotsy, vato sarobidy, firavaka, lamban-drongony tegna tsara, voloparasy, landy, mena, reo karazaga hazo ala, ny fanaka ivoara, ny fanaka daôly vita amin'ny kakazo sarobidy, varahana, vy, marbra, kanelina, zava-manitra, dintin-kazo, miora, hanitra, divay, menaka, koba tsara toto, vary, biby fiompy ary ondry, sôvaly sy kalesy, reo andevo sy fanahin'ôla. \ No newline at end of file +\v 11 Reo mpivarotra ny tany de mitomagny sy misaona ho an'azy, satria tsisy ôla niady varotra ho an'azy tsony— \v 12 varotra volamena, volafotsy, vato sarobidy, firavaka, lamban-drongony tegna tsara, voloparasy, landy, mena, reo karazaga hazo ala, ny fanaka ivoara, ny fanaka daôly vita amin'ny kakazo sarobidy, varahana, vy, marbra, \v 13 kanelina, zava-manitra, dintin-kazo, miora, hanitra, divay, menaka, koba tsara toto, vary, biby fiompy ary ondry, sôvaly sy kalesy, reo andevo sy fanahin'ôla. \ No newline at end of file diff --git a/18/15.txt b/18/15.txt index 9e9b028..a92a319 100644 --- a/18/15.txt +++ b/18/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 Ny mpivarotra reo entana ze tonga mpanan-karena noho izy de hiala amin'azy lavitra nohon'ny fataorana ny fijaleny, hitomagny sy hisaona mafy. Hitare zareo hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze niakanjo tami'ny lamban-drongony tegna tsara, volomparasy, sy mena, ary voaravaka tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, ary vatosoa! Agnatin'ny adiny raika de fôgna zany harena daôly zany. "Reo kapitenin-tsambo daôly, reo mpande aigny ambonin'ny ranomasina daôly, tantsambo, sy ze daôly mipetraka an-dranomasina, de hitsangana alavitra. \ No newline at end of file +\v 15 \v 17 Ny mpivarotra reo entana ze tonga mpanan-karena noho izy de hiala amin'azy lavitra nohon'ny fataorana ny fijaleny, hitomagny sy hisaona mafy. \v 16 Hitare zareo hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze niakanjo tami'ny lamban-drongony tegna tsara, volomparasy, sy mena, ary voaravaka tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, ary vatosoa! Agnatin'ny adiny raika de fôgna zany harena daôly zany. "Reo kapitenin-tsambo daôly, reo mpande aigny ambonin'ny ranomasina daôly, tantsambo, sy ze daôly mipetraka an-dranomasina, de hitsangana alavitra. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index ccceae4..41ad0f8 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -198,6 +198,12 @@ "17-16", "17-18", "18-title", + "18-01", + "18-04", + "18-07", + "18-09", + "18-11", + "18-14", "19-title", "19-01", "19-03",