auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 17:32:09 +08:00 committed by root
parent e54d1a9357
commit de88b57326
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Sambatra 'reo ze manasa ny ankanjon-jareo mbô ahazo alalana mihinana avy amin'ny kakazon'ny fiaignana sy hihiditra akao amin'ny tanàna avy akeo amin'ny vavahady. (Fanamarinana: Tokony: "Sambatra 'reo zay manasa ny ankanjon-jareo. Reo antontan-taratasy hafa talô de mivaky hoe: "Sambatra 'reo zay magnano ny didy.") Fa aigny avelany 'reo alika, 'reo magnano ody, 'reo mpijangajanga, 'reo mpanono ôla, 'reo mpanompo sampy, ary ze daôly te mandainga sy 'reo mpandainga.
\v 14 Sambatra 'reo ze manasa ny ankanjon-jareo mba ahazo alalana mihignana avy amin'ny kakazon'ny fiaignana sy hiditra akao amin'ny tanàna avy akeo amin'ny vavahady. (Fagnamarihana: Tokony: "Sambatra 'reo ze manasa ny ankanjon-jareo. Reo antontan-taratasy hafa talô de mivaky hoe: "Sambatra 'reo ze magnano ny didy.") \v 15 Fa aigny avelany 'reo alika, 'reo magnano ody, 'reo mpijangajanga, 'reo mpamono ôla, 'reo mpanompo sampy, ary ze daôly te mandainga sy 'reo mpandainga.