auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 06:53:56 +08:00 committed by root
parent 87ff18e646
commit dcd3cbf829
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Tarignan'reo ra reo de nijery za, ary nisy ôla betsaka be ze tsy vôisa avy tamin'ny firenena, foko, ôla, ary fiteny rehetra----- nitsangana takeo agnatrean'ny seza fendriagnana sy teo agnatrean'ny Zanak'ondry. Nagnao akajo lava fotsy sy mitagna sampandrofia tegny amin'ny tagnan'jareo, \v 10 ary nagnantso mafy tamin'ny feo maery zareo nagnano hae: "Ny famonjegna de an'Andriamanitra ze mipetraka akeo ambonin'ny seza fendriagnana, sy an'ny Zanak'ondry!"
\v 9 Tarignan-reo ra reo de nijery za, ary nisy ôla betsaka be ze tsy vôisa avy tamin'ny firenena, foko, ôla, ary fiteny daôly, nitsangana takeo agnatrean'ny seza fendriagnana sy takeo agnatrean'ny Zanak'ondry. Nagnao akajo lava fotsy sy mitagna sampandrofia tegny amin'ny tagnan'jareo, \v 10 ary nagnantso mafy tamin'ny feo maery zareo nagnano hae: "Ny famonjegna de an'Andriamanitra ze mipetraka akeo ambonin'ny seza fendriagnana, sy an'ny Zanak'ondry!"