auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 06:53:56 +08:00 committed by root
parent cac06789fc
commit db35caefe9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Reo ze miaigna akeo ambonin'ny tany de hifaly amin'izy reo ary hankalaza. Hifandefa fagnomezana mihintsy aza izy reo satria nampijaly reo ze miaigna ambonin'ny tany reo mpaminagny roey ireo. \v 11 Fa afaka telo andro sy tapany de hiditra akao amin'izy reo ny fofon'aina avy amin'Andriamanitra, ary hijoro amin'ny tongony izy reo. Hilatsaka amin'reo ze mahita an'azy reo ny taotra leibe. \v 12 Avy akeo de handregny feo mahery avy aigny an-dagnitra izy reo mitare an'azy reo hoe: "Miakara aketo! Avy akeo de hiakatra ho aigny an-dagnitra akao agnaty rondro izy reo, raha mbola mijery tany reo fahavalon'jareo.
\v 10 Reo ze miaigna akeo ambonin'ny tany de hifaly am-jareo ary hankalaza. Hifandefa fagnomezana mihintsy aza izy reo satria nampijaly reo ze miaigna ambonin'ny tany reo mpaminagny roey ireo. \v 11 Fa afaka telo andro sy tapany de hiditra akao amin'izy reo ny fofon'aina avy amin'Andriamanitra, ary hijoro amin'ny tongony izy reo. Hilatsaka amin'reo ze mahita an'azy reo ny taotra leibe. \v 12 Avy akeo de handregny feo mahery avy aigny an-dagnitra izy reo mitare an'azy reo hoe: "Miakara aketo! Avy akeo de hiakatra ho aigny an-dagnitra akao agnaty rondro izy reo, raha mbola mijery tany reo fahavalon'jareo.