auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-25 07:42:55 +03:00 committed by root
parent f5b28e908e
commit da8a054047
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsisy ôla avy aigny an-danitra na aketo an-tany ka afaka hagnokatra ny horognan-taratasy na hamaky an'zany. Nitomagny mafy za satria tsisy ôla hita mendrika ny hagnokatra ny horonan-tarata
Tsisy ôla avy aigny an-danitra na aketo an-tany ka afaka hagnokatra ny horognan-taratasy na hamaky an'zany. Nitomagny mafy za satria tsisy ôla hita mendrika ny hagnokatra ny horonan-taratasy na hamaky an'zany. Kanefa ny raika tam'reo lôholona nilaza taminà hoe: "Aza mitomany. Indro! Le liona fokon'i Joda, le solofon'i Davida, de nandresy. Afaka ny hagnokatra ny horognan-taratasy sy reo tombokase fito izy.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Natazagna Zanak'ondry mitsangana