auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-11 13:33:16 +08:00 committed by root
parent 2260f02578
commit d2a402035d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Reo tandroka folo ze hitanao -izy reo sy le bibi-dia de hankahala an'le mpijangajanga. Ho ataon'jareo lao sy niboridagna izy, handrovitra ny nofony izy reo, ary handoro an'azy tanteraka amin'ny afo. Fa Andriamanitra efa nametraka an'zany takao am-pon'jareo mba
Reo tandroka folo ze hitanao -izy reo sy le bibi-dia de hankahala an'le mpijangajanga. Ho ataon'jareo lao sy niboridagna izy, handrovitra ny nofony izy reo, ary handoro an'azy tanteraka amin'ny afo. Fa Andriamanitra efa nametraka an'zany takao am-pon'jareo mba hanatanteraka ny fikasany amin'ny faneken'jareo hagnome ny herin'jareo hitondrana le bibi-dia mandrapatanteraky ny tenin'Andriamanitra.