auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-14 06:36:52 +03:00 committed by root
parent 572ef3e762
commit d25bbd4d43
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Soratybho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Sardisy hoe: "Zao no tenin'le mitàna reo Fanahy fiton'Andriamanitra sy reo kintana fito. "Fantatro ze nataonao. Malaza ho velona anao, nefa anao maty. Mifoaza ary hatanjaho ze tavela, fa efa ho faty, satria tsy hitako tanteraka reo asanao akeo amason'Andriamanitro.
\v 1 \v 2 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Sardisy hoe: "Zao no tenin'le mitàna reo Fanahy fiton'Andriamanitra sy reo kintana fito. "Fantatro ze nataonao. Malaza ho velona anao, nefa anao maty. Mifoaza ary hatanjaho ze tavela, fa efa ho faty, satria tsy hitako tanteraka reo asanao akeo amason'Andriamanitro.

View File

@ -1 +1 @@
Le raika ze mandresy ee ho ampekanjona fotsy, ary tsy hamafa ny agnarany akao amin'ny Bokin'ny Fiainana mitsy Za, ary hilaza ny agnarany akeo agnatrehan'ny Raiko, sy akeo agnatrehan'reo anjeliny. Ôka ze manan-tsofigna hiaino ze lazain'ny
Le raika ze mandresy ee ho ampekanjona fotsy, ary tsy hamafa ny agnarany akao amin'ny Bokin'ny Fiainana mitsy Za, ary hilaza ny agnarany akeo agnatrehan'ny Raiko, sy akeo agnatrehan'reo anjeliny. Ôka ze manan-tsofigna hiaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana.""

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 \v 8 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Filadelfia hoe: "Zao no tenin'le raika ze masina sy marina-