auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-17 17:26:00 +08:00 committed by root
parent 6776828faa
commit d1dc2a9b88
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sambatra 'reo ze manasa ny ankanjon-jareo mbô ahazo alalana mihinana avy amin'ny kakazon'ny fiaignana sy hihiditra akao amin'ny tanàna avy akeo amin'ny vavahady. (Fanamarinana: Tokony : "Sambatra 'reo zay manasa ny ankanjon-jareo. Reo ant
Sambatra 'reo ze manasa ny ankanjon-jareo mbô ahazo alalana mihinana avy amin'ny kakazon'ny fiaignana sy hihiditra akao amin'ny tanàna avy akeo amin'ny vavahady. (Fanamarinana: Tokony: "Sambatra 'reo zay manasa ny ankanjon-jareo. Reo antontan-taratasy hafa talô de mivaky hoe: "Sambatra 'reo zay magnano ny didy.") Fa aigny avelany 'reo alika, 'reo magnano ody, 'reo mpijangajanga, 'reo mpanono ôla,