auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 17:32:09 +08:00 committed by root
parent b2e782fe88
commit c5ac02c6ea
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 Za de magnambara am-ze daôly mareigny ny tenin'ny faminagniana am-ty boky ty: "Raha misy manampy reo, Andriamanitra hanampy loza ho an'azy sy ze vôsoratra am-ty boky ty. Raha misy Manala ny tenin'ny faminagnina am-ty boky ty, de Andriamanitra hanala ny anjarany amin'ny hazon'ny fiaignana sy ny tanàna masina ze vôsoratra akao agnatin-ty boky tu." (Fagnamarihana: Ny antontan'taratasy talô de mivaky hoe: "Andriamanitra hangala ny anjarany akao amin'ny bokin'ny fiaignana ary akao amin'ny tanàna masina ze vôsoratra akao am'ty boky ty.)
\v 18 Za de manambara am-ze daôly mareigny ny tenin'ny faminagniana am-ty boky ty: "Raha misy manampy reo, Andriamanitra hanampy loza ho an'azy sy ze vôsoratra am-ty boky ty. \v 19 Raha misy Mangala ny tenin'ny faminagnina am-ty boky ty, de Andriamanitra hangala ny anjarany amin'ny hazon'ny fiaignana sy ny tanàna masina ze vôsoratra akao agnatin-ty boky ty." (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy talô de mivaky hoe: "Andriamanitra hangala ny anjarany akao amin'ny bokin'ny fiaignana ary akao amin'ny tanàna masina ze vôsoratra akao am'ty boky ty.)