auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 15:59:16 +08:00 committed by root
parent 058cf0be1e
commit bfcafde1d4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ary nabôgnanle anjely anà le ognin'ny ragnon'ny fiaignana, madio ôtran'ny kristaly. Zany de mikorigna avy aigny amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry. \v 2 Mamakivaky akeo ampovôn'ny lalan'ny tanàna. Ary ny andagniny rôy amin'ny ogny de samy misy le hazon'ny fiaignana, mamô karazagna voa roambefolo, ary zany de mamô ny voany isam-bolana. Ny ravin'zany kakazo zany de natao hagnasitranana ny firenena daôly.
\v 1 Ary nabôgnan'le anjely anà le onin'ny ranon'ny fiaignana, madio ôtran'ny kristaly. Zany de mikorigna avy aigny amin'ny seza fendrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry. \v 2 Mamakivaky akeo ampovôn'ny lalan'ny tanàna. Ary ny andaniny roey amin'ny ony de samy misy le hazon'ny fiaignana, mamô karazagna voa roambefolo, ary zany de mamô ny voany isam-bolana. Ny ravin'zany kakazo zany de natao hagnasitranana ny firenena daôly.