auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-25 07:42:55 +03:00 committed by root
parent 59436d8961
commit be9dfedd23
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'zany ra zany de nitazagna za, ary nahita varavaragna raika nisokatra takegny amin'ny lanitra. Ny feo vôlôny ze regniko de niresaka taminà salan'ny trompetra, nagnano hoe: "Mekàra aty, ary habônako an'nao ze tsy maintsy hitranga afaran'reo ra reo." Nisy fotôna za vôtariky ny Fanahy, ary natazagna fa nisy seza fiandrianana nipetraka teigny amin'ny lanitra, nisy ôla nipetraka takeo ambonin'zany. Le raika ze nipetraka takeo amboniny de miendrika salan'ny jaspa sy karneola. Nisy fangalabaragna nanodidina ny seza fiandrianana. Le fangalabaragna de miendrika ôtran'ny emeraoda.
\v 1 \v 2 \v 3 Tafaran'zany ra zany de nitazagna za, ary nahita varavaragna raika nisokatra takegny amin'ny lanitra. Ny feo vôlôny ze regniko de niresaka taminà salan'ny trompetra, nagnano hoe: "Mekàra aty, ary habônako an'nao ze tsy maintsy hitranga afaran'reo ra reo." Nisy fotôna za vôtariky ny Fanahy, ary natazagna fa nisy seza fiandrianana nipetraka teigny amin'ny lanitra, nisy ôla nipetraka takeo ambonin'zany. Le raika ze nipetraka takeo amboniny de miendrika salan'ny jaspa sy karneola. Nisy fangalabaragna nanodidina ny seza fiandrianana. Le fangalabaragna de miendrika ôtran'ny emeraoda.

View File

@ -1 +1 @@
Nisy seza fiandrianana efatra amby rôpolo nagnodidigna le seza fiandrianana, ary lôholona efatra amby rôpolo no nipetraka takeo ambonin'reo seza fiandrianana, niankanjo fotsy, niaraka tamin'ny satro-boninahitra voalmena teigny amin'ny lôhan-jareo. Avy tam'le seza fiandrianana no nisy tsela-pahazavana, kotroka, ary kotro-baratra. Nisy jiro fito niretra takeo agnolôn'ny seza fiandrianana, jiro ze fanahy fiton'Andriamanitra.
\v 4 \v 5 Nisy seza fiandrianana efatra amby rôpolo nagnodidigna le seza fiandrianana, ary lôholona efatra amby rôpolo no nipetraka takeo ambonin'reo seza fiandrianana, niankanjo fotsy, niaraka tamin'ny satro-boninahitra voalmena teigny amin'ny lôhan-jareo. Avy tam'le seza fiandrianana no nisy tsela-pahazavana, kotroka, ary kotro-baratra. Nisy jiro fito niretra takeo agnolôn'ny seza fiandrianana, jiro ze fanahy fiton'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
Takeo alôhan'ny seza fiandrianana de nisy ranomasina fitaratra, salan'ny kristaly. Reo ra managn'aigna efatra de takeo ambpovôn'ny seza fiandrianana sy nagnodidina an'zany, feno maso, takeo agnolôny sy takao an-dakambosiny.
\v 6 Takeo alôhan'ny seza fiandrianana de nisy ranomasina fitaratra, salan'ny kristaly. Reo ra managn'aigna efatra de takeo ambpovôn'ny seza fiandrianana sy nagnodidina an'zany, feno maso, takeo agnolôny sy takao an-dakambosiny.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Le ra managn'aigna vôlôny de