auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 08:23:50 +08:00 committed by root
parent 7cf98465bd
commit bdc8e67adf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Ary natazagna seza fendrianana maro za. Nipetraka takeo ambony reo ze namena fahefana mitsara. Natazagna ny fagnan-reo ze nitapan-dô za non'ny fijorona vavolombelona makasika an'i Jesosy ary non'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nenkoka tamin'ny bibi-dia na tamin'ny sariny zareo, ary zareo de nandà ny handray ny mariky ny bibi-dia takeo amin'ny handriny na takeo amin'ny tagnany. Tonga velona ndre zareo, ary nanjaka niaraka tamin'ni Kristy nandritra ny arivo taona
\v 4 Ary natazagna seza fendrianana maro za. Nipetraka takeo ambony reo ze namena fahefana mitsara. Natazagna ny fagnan-reo ze nitapan-dô za non'ny fijorona vavolombelona makasika an'i Jesosy ary non'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nenkoka tamin'ny bibi-dia na tamin'ny sariny zareo, ary zareo de nandà ny handray ny mariky ny bibi-dia takeo amin'ny tapikandriny na takeo amin'ny tagnany. Tonga velona ndre zareo, ary nanjaka niaraka tamin'ni Kristy nandritra ny arivo taona