auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-06 16:45:33 +08:00 committed by root
parent 0d7bdb058a
commit b8ebe7c2c6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary natazagna bibidia za niakatra avy tam'ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo am'tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy anganarana fitenenan-dratsy avy. Le bibidia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera, ary ny vavany de salan'ny vavan'ny liona. Ilay dragona nagnome anazy ny heriny, ny seza fandrianany, ary ny fahefany leibe hanapaka
Ary natazagna bibidia za niakatra avy tam'ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo am'tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy anganarana fitenenan-dratsy avy. Le bibidia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera, ary ny vavany de salan'ny vavan'ny liona. Ilay dragona nagnome anazy ny heriny, ny seza fandrianany, ary ny fahefany leibe hanapaka.