auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-07 10:13:40 +08:00 committed by root
parent c5184541ec
commit b5d44096e9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Reo tandroka folo ze hitanao de mpanjaka folo ze mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo faefana ôtran'ny mpanjaka miaraka amin'le bibi-dia - mandritry ny adinny raika zareo. Firaisan-tsaigna zany, ary zareo de hagnome ny hery sy ny faefan'jareo an'le bibi-dia. Hanangan'ady manoitra ny Zanak'ondry izy reo. Fa ny Zanak'ondry no handresy an'azy reo satria Izy no Tompon'ny tompo, ary Mpanjakan'n
Reo tandroka folo ze hitanao de mpanjaka folo ze mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo faefana ôtran'ny mpanjaka miaraka amin'le bibi-dia - mandritry ny adinny raika zareo. Firaisan-tsaigna zany, ary zareo de hagnome ny hery sy ny faefan'jareo an'le bibi-dia. Hanangan'ady manoitra ny Zanak'ondry izy reo. Fa ny Zanak'ondry no handresy an'azy reo satria Izy no Tompon'ny tompo, ary Mpanjakan'ny mpanjaka ary miaraka amin'reo vôantso, reo vôfidy ary reo magnam-pinoana