auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 06:53:56 +08:00 committed by root
parent ea1f54abf6
commit b56eb54f23
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Avy teo le anjely fafito nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy tao amin'ny tempoly sy avy tamin'ny seza fiandrianana magnano hoe : "Vita 'zany!" \v 18 Nisy tselatra sy setroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe nohon'ny ze efa hatramin'zay nisian'ôla teto an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. \v 19 Vaky nizara telo le tanàna gedabe, ary rava ny tananan'reo firenena. Avy teo Andriamanitra nagnantso mbô ahatsiaro an'i Babylona leibe, ary nameny 'zany tanàna zany ny kapôka feno divay vita avy amin'ny firefotry ny fasoseny.
\v 17 Avekeo le anjely fafito nandraraka ny takao agnaty viliny tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao amin'ny tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana magnano hoe : "Vita izany!" \v 18 Nisy tselatra sy setroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe non'ny ze efa hatramzay nisian'ôla teto an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. \v 19 Vaky nizara telo le tanàna gedabe, ary rava ny tananan'reo firenena. Avy teo Andriamanitra nagnantso mbô ahatsiaro an'i Babylona leibe, ary nameny 'zany tanàna zany ny kapôka feno divay vita avy amin'ny firefotry ny fasoseny.