From af1fc0319a6d76f5e9214dbf91f4a94207edbafe Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 4 Jun 2020 21:43:00 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 22/18.txt | 2 +- 22/20.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 22/20.txt diff --git a/22/18.txt b/22/18.txt index 6cfba32..ddc852f 100644 --- a/22/18.txt +++ b/22/18.txt @@ -1 +1 @@ -Za de magnambara am'ze dôly mandregny ny tenin'ny faminanena am'ty boky ty: "Raha misy magnampy an'reo, Andriamanitra hagnampy loza ho an'azy ze vôsoratra akao am'ty boky ty. Raha misy magnaisotra ny teny faminagnena am'ty boky ty, Andriamanitra de hagnaisotra ny anjarany amin'ny hazon'ny fiaignana sy ny tanàna m \ No newline at end of file +Za de magnambara am'ze dôly mandregny ny tenin'ny faminanena am'ty boky ty: "Raha misy magnampy an'reo, Andriamanitra hagnampy loza ho an'azy ze vôsoratra akao am'ty boky ty. Raha misy magnaisotra ny teny faminagnena am'ty boky ty, Andriamanitra de hagnaisotra ny anjarany amin'ny hazon'ny fiaignana sy ny tanàna masina ze vôsoratra akao agnatin'ty boky ty." (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy talô de mivaky hoe: "Andriamanitra hagnaisotra ny anjarany akao amin'ny Bokin'ny Fiaignana ary akao amin'ny tanàna masina ze vôsoratra akao am'ty boky ty.") \ No newline at end of file diff --git a/22/20.txt b/22/20.txt new file mode 100644 index 0000000..a1af4a1 --- /dev/null +++ b/22/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ozy le raika ze magnambara reo ra reo: "Yôny! Efa ankeky ny fiaveko. \ No newline at end of file