auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-12 06:59:53 +08:00 committed by root
parent b0a0b8e467
commit adb736ac9c
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ozy ny anjely taminà hoe: "Reo rano ze hitanao, takeo amin'le nipetran'le mpijangajanga, no ôla, vondron'ôla firenena, ary fiteny.
\v 15 Ozy ny anjely taminà hoe: "Reo rano ze hitanao, takeo amin'le nipetran'le mpijangajanga, no ôla, vondron'ôla firenena, ary fiteny.

View File

@ -1 +1 @@
Reo tandroka folo ze hitanao -izy reo sy le bibi-dia de hankahala an'le mpijangajanga. Ho ataon'jareo lao sy niboridagna izy, handrovitra ny nofony izy reo, ary handoro an'azy tanteraka amin'ny afo. Fa Andriamanitra efa nametraka an'zany takao am-pon'jareo mba hanatanteraka ny fikasany amin'ny faneken'jareo hagnome ny herin'jareo hitondrana le bibi-dia mandrapatanteraky ny tenin'Andriamanitra.
\v 16 \v 17 Reo tandroka folo ze hitanao -izy reo sy le bibi-dia de hankahala an'le mpijangajanga. Ho ataon'jareo lao sy niboridagna izy, handrovitra ny nofony izy reo, ary handoro an'azy tanteraka amin'ny afo. Fa Andriamanitra efa nametraka an'zany takao am-pon'jareo mba hanatanteraka ny fikasany amin'ny faneken'jareo hagnome ny herin'jareo hitondrana le bibi-dia mandrapatanteraky ny tenin'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
Ary ravevavyn le hitanao no tanàna geda ze manjaka amin'ny mpanjakan'ny tany."
\v 18 Ary ravevavyn le hitanao no tanàna geda ze manjaka amin'ny mpanjakan'ny tany."