auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-23 08:15:05 +08:00 committed by root
parent 2678731f38
commit aceddebf42
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Natazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna magnembogna agnambo daôly izy hoe: "Ave, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. Ave hinagna ny nofon'reo mpanjaka, ny nofon'reo mpitari-tafika, ny nofon'reo lehilà mahery, ny nofon'reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny
Natazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna magnembogna agnambo daôly izy hoe: "Ave, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. Ave hinagna ny nofon'reo mpanjaka, ny nofon'reo mpitari-tafika, ny nofon'reo lehilà mahery, ny nofon'reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny nofon'ny lehilà daôly, ny afaka sy ny andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery."

1
19/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Natazagna ny bibi-dia sy reo mpanja