auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 15:23:21 +08:00 committed by root
parent d16d168820
commit aad59b7404
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Tarignan'zany de naita anjely efatra nitsangana takeo amin'ny zoro tany efatra za, nanotra mafy ny rivotra efatry ny tany, mba tsy hisy rivotra hitsoka amin'ny tany, amin'ny ranomasina, na hifanotra amin'ny kakazo re \v 2 Naita anjely hafa za niakatra avy any antsinanana, ze nagnana ny tombokasen'Andriamanitra velogna Nikikika tamin'ny feo mafy tamin'reo anjely efatra ze naazo alalana hanimba ny tany sy ny ranomasina izy hoe:\v 3 "Aza sombagna ny tany, ny ranomasina, na reo kakazo mandra-panisintsika ny tombo-kase akeo amin'ny handrin'reo mpanompon'Andriamanitra"
\v 1 Tarignan'zany de naita anjely efatra nitsangana takeo amin'ny zoro tany efatra za, nanotra mafy ny rivotra efatry ny tany, mba tsy hisy rivotra hitsoka amin'ny tany, amin'ny ranomasina, na hifanotra amin'ny kakazo daôly. \v 2 Naita anjely hafa za niakatra avy any antsinanana, ze nagnana ny tombokasen'Andriamanitra velogna Nikikika tamin'ny feo mafy tamin'reo anjely efatra ze naazo alalana hanimba ny tany sy ny ranomasina izy hoe:\v 3 "Aza sombagna ny tany, ny ranomasina, na reo kakazo mandra-panisintsika ny tombo-kase akeo amin'ny handrin'reo mpanompon'Andriamanitra"