auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 07:08:20 +08:00 committed by root
parent d358e617f4
commit aa34aa417d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Nisy anjely hafa tonga, nitazogna vilia volamegna fandorôgna ditin-kazo manitra, nitsangana teo ambonin'ny alitara. Ditin-kazo manitra betsaka no nomegna an'azy mba hanoloragny zany mbamin'ny vavaky ny mpino daôly akeo ambonin'ny alitara volamegna fandorôgna ditin-kazo manitra akeo agnatrean'ny sezam-boninahitra. \v 4Ny setrok'le ditin-kazo manitra,miaraka amin'ny vavak'reo mpino, de niakatra teo agnatrean'Andriamanitra avy amin'ny tagnan'ny anjely. \v 5 Naka an'le vilia fandorôgna ditin-kazo manitra le anjely ary alitara. Avy akeo natsipiny tamin'ny tany zany, ary nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra, ary horohoron-tany.
\v 3 Nisy anjely hafa tonga, nitazogna vilia volamegna fandorôgna ditin-kazo manitra, nitsangana takeo ambonin'ny alitara. Ditin-kazo manitra betsaka no nomegna an'azy mba hanoloragny zany mbamin'ny vavaky ny mpino daôly akeo ambonin'ny alitara volamegna fandorôgna ditin-kazo manitra akeo agnatrean'ny sezam-boninahitra. \v 4Ny setrok'le ditin-kazo manitra,miaraka amin'ny vavak'reo mpino, de niakatra teo agnatrean'Andriamanitra avy amin'ny tagnan'ny anjely. \v 5 Naka an'le vilia fandorôgna ditin-kazo manitra le anjely ary alitara. Avy akeo natsipiny tamin'ny tany zany, ary nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra, ary horohoron-tany.