From a8970d20a63317cd9c77d21e0e2d7ed803dba91a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Mon, 23 Mar 2020 12:03:06 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 19/01.txt | 2 +- 19/03.txt | 2 +- 19/07.txt | 2 +- 19/09.txt | 2 +- 19/11.txt | 2 +- 19/14.txt | 2 +- 19/17.txt | 2 +- 7 files changed, 7 insertions(+), 7 deletions(-) diff --git a/19/01.txt b/19/01.txt index c5852e3..7071702 100644 --- a/19/01.txt +++ b/19/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Tafaran'reo ra reo de naregny ze ôtran'ny feo mafin'ny vahôka betsaka takaigny an-dagnitra za nagnano hoe: Aleloia." Ny famojena, ny voninahitra, ary ny hery de an'Andriamanitra. Reo fitsarany de marina sy mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna leibe ze nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangany izy. Namaly faty ny ràn'reo mpanompony, ze nalatsany izy." \ No newline at end of file +\v 1 Tafaran'reo ra reo de naregny ze ôtran'ny feo mafin'ny vahôka betsaka takaigny an-dagnitra za nagnano hoe: Aleloia." Ny famojena, ny voninahitra, ary ny hery de an'Andriamanitra. \v 2 Reo fitsarany de marina sy mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna leibe ze nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangany izy. Namaly faty ny ràn'reo mpanompony, ze nalatsany izy." \ No newline at end of file diff --git a/19/03.txt b/19/03.txt index 75672e5..f927486 100644 --- a/19/03.txt +++ b/19/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Nitare fagnindro izy reo hoe: "Aleloia! Ny setroka de miakatra avy aminy mandrakizay daria." Reo loholona efatra ambrôpolo sy reo ra-managn'aina efatra de nekoka ary nanompo an'Andriamanitra ze nipetra takeo amin'ny seza fendrianana. Ozy izy reo: "Amena, Aleloia!" \ No newline at end of file +\v 3 Nitare fagnindro izy reo hoe: "Aleloia! Ny setroka de miakatra avy aminy mandrakizay daria." \v 4 Reo loholona efatra ambrôpolo sy reo ra-managn'aina efatra de nekoka ary nanompo an'Andriamanitra ze nipetra takeo amin'ny seza fendrianana. Ozy izy reo: "Amena, Aleloia!" \ No newline at end of file diff --git a/19/07.txt b/19/07.txt index 5e741d8..3a36993 100644 --- a/19/07.txt +++ b/19/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Ôka tsika hifaly sy ho ravoravo ary hagnome voninahitra an'Azy satria tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry, ary ny ampekariny efa niomagna. Namena alalana hiekanjo lamba rongony mamiratra sy madio izy" (fa ny lamba rongony de reo asa marin'roe olo-masina.) \ No newline at end of file +\v 7 Ôka tsika hifaly sy ho ravoravo ary hagnome voninahitra an'Azy satria tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry, ary ny ampekariny efa niomagna. \v 8 Namena alalana hiekanjo lamba rongony mamiratra sy madio izy" (fa ny lamba rongony de reo asa marin'roe olo-masina.) \ No newline at end of file diff --git a/19/09.txt b/19/09.txt index 9176b38..7584862 100644 --- a/19/09.txt +++ b/19/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Le anjely nitare taminà hoe: "Soraty zao: Sambatra reo ze nasaina tamin'ny fety fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Nitare taminà kô izy hoe: "Reo de teny marin'Andriamanitra." Nekoka takeo amin'ny tongony mba hanompo an'azy za, fa ozy izy taminà: "Aza magnano izao! Izà de mpiara-manompo aminao sy reo rahalanao ze mitana ny fijorona vavolombelona momba an'i Jesosy. Manompoa an'Andriamanitra, fa ny fijorona vavolombelona momba an'i Jesosy de ny fagnan'ny faminagnina." \ No newline at end of file +\v 9 Le anjely nitare taminà hoe: "Soraty zao: Sambatra reo ze nasaina tamin'ny fety fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Nitare taminà kô izy hoe: "Reo de teny marin'Andriamanitra." \v 10 Nekoka takeo amin'ny tongony mba hanompo an'azy za, fa ozy izy taminà: "Aza magnano izao! Izà de mpiara-manompo aminao sy reo rahalanao ze mitana ny fijorona vavolombelona momba an'i Jesosy. Manompoa an'Andriamanitra, fa ny fijorona vavolombelona momba an'i Jesosy de ny fagnan'ny faminagnina." \ No newline at end of file diff --git a/19/11.txt b/19/11.txt index 77e6254..5fffa73 100644 --- a/19/11.txt +++ b/19/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 De natazagna ny lagnitra nisokatra za ary nijery ka nisy sôvaly fotsy. Le mpitaingina izany de nantsovina hoe matoky sy marina. Amin'ny fahamarinana no hitsarany sy hiadiany. Reo masony de ôtran'ny lelan'afo, ary akeo amin'ny lôny misy satro-boninahitra betsaka. Magnana agnarana vôsoratra akeo aminy ze tsy misy mahafantatra afa-tsy izy iany izy. Mekanjo akanjo lava ze natsoboka takao amin'ny rà izy, ary ny agnarany de nantsovina hoe: Ny Tenin'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 11 De natazagna ny lagnitra nisokatra za ary nijery ka nisy sôvaly fotsy. Le mpitaingina izany de nantsovina hoe matoky sy marina. Amin'ny fahamarinana no hitsarany sy hiadiany. \v 12 Reo masony de ôtran'ny lelan'afo, ary akeo amin'ny lôny misy satro-boninahitra betsaka. Magnana agnarana vôsoratra akeo aminy ze tsy misy mahafantatra afa-tsy izy iany izy. \v 13 Mekanjo akanjo lava ze natsoboka takao amin'ny rà izy, ary ny agnarany de nantsovina hoe: Ny Tenin'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/19/14.txt b/19/14.txt index 3763710..1e8c89a 100644 --- a/19/14.txt +++ b/19/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Reo tafiky ny lagnitra de nagnaraka an'azy tamin'ny sôvaly fotsy, mekanjo lamba rongony fotsy sy madio. Avy akao amin'ny vavany no mivôka ny sabatra maragnitra ze amin'izany no hamelezany reo firenena, ary hanapaka an'jareo amin'ny tehina vy izy. Magnitsaka akao amin'ny famiazan'ny fahavigniran'ny fahatezeran'Andriamanitra Tsitoha izy. Managna agnarana vôsoratra akeo amin'ny akanjo lavany akeo amin'ny feny izy hoe: "Mpanjakan'reo mpanjaka sy Tompon'reo tompo." \ No newline at end of file +\v 14 Reo tafiky ny lagnitra de nagnaraka an'azy tamin'ny sôvaly fotsy, mekanjo lamba rongony fotsy sy madio. \v 15 Avy akao amin'ny vavany no mivôka ny sabatra maragnitra ze amin'izany no hamelezany reo firenena, ary hanapaka an'jareo amin'ny tehina vy izy. Magnitsaka akao amin'ny famiazan'ny fahavigniran'ny fahatezeran'Andriamanitra Tsitoha izy. \v 16 Managna agnarana vôsoratra akeo amin'ny akanjo lavany akeo amin'ny feny izy hoe: "Mpanjakan'reo mpanjaka sy Tompon'reo tompo." \ No newline at end of file diff --git a/19/17.txt b/19/17.txt index 92eb7aa..aa1ab75 100644 --- a/19/17.txt +++ b/19/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Natazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna magnembogna agnambo daôly izy hoe: "Ave, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. Ave hinagna ny nofon'reo mpanjaka, ny nofon'reo mpitari-tafika, ny nofon'reo lehilà mahery, ny nofon'reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny nofon'ny lehilà daôly, ny afaka sy ny andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery." \ No newline at end of file +\v 18 N\v 17 atazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna magnembogna agnambo daôly izy hoe: "Ave, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. Ave hinagna ny nofon'reo mpanjaka, ny nofon'reo mpitari-tafika, ny nofon'reo lehilà mahery, ny nofon'reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny nofon'ny lehilà daôly, ny afaka sy ny andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery." \ No newline at end of file