auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-14 06:36:52 +03:00 committed by root
parent e94d2aeb66
commit a638504651
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tadidivo, noho zany, ze noraisinareo sy regninareo. Ekeso zany, ary mibeba. Fa raha tsy mifoha anareo de ho
Tadidivo, noho zany, ze noraisinareo sy regninareo. Ekeso zany, ary mibeba. Fa raha tsy mifoha anareo, de ho avy ôtran'ny mpangalatra Za, ary tsy ho fantatrareo ny ora hiaveko aminareo. Fa misy agnaran'ôla vitsivitsy aigny Sardisy ze tsy nandoto ny akanjon-jareo. Hande hiaraka aminà zareo, mekanjo fotsy, satria mendrika.