auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-14 06:36:52 +03:00 committed by root
parent 51ef9daa41
commit a258541f71
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Le raika ze mandresy ee ho ampekanjona fotsy, ary tsy hamafa ny agnarany akao amin'ny Bokin'ny Fiainana mitsy Za, ary hilaza ny agnarany akeo agnatrehan'ny Raiko, sy akeo agnatrehan'reo anjeliny. Ôka ze manan-tsofigna hiaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana.""
\v 5 \v 6 Le raika ze mandresy ee ho ampekanjona fotsy, ary tsy hamafa ny agnarany akao amin'ny Bokin'ny Fiainana mitsy Za, ary hilaza ny agnarany akeo agnatrehan'ny Raiko, sy akeo agnatrehan'reo anjeliny. Ôka ze manan-tsofigna hiaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana.""

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Indro, Reo ze an'ny synagogan'ny Satana, reo ze milaza fa Jiosy zareo nefa tsy izy; fa mandainga kosa zareo