diff --git a/12/01.txt b/12/01.txt index ea9b1f9..6d0f098 100644 --- a/12/01.txt +++ b/12/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Famantaragna gedabe no tazagna taigny an'dagnitra: vevavy nitafy ny masoandro, ary ny volana takeo ambanin'ny tongony, ary satro-boninahitra vita tamin'ny kintana rombefolo no takeo amin'ny lôny. Bevoka izy, ary nihaika mafy f'efa ho teraka, akao agnatin'ny fihetsen-jaza. \ No newline at end of file +\c 12 \v 1 Famantaragna gedabe no tazagna taigny an'dagnitra: vevavy nitafy ny masoandro, ary ny volana takeo ambanin'ny tongony, ary satro-boninahitra vita tamin'ny kintana rombefolo no takeo amin'ny lôny. \v 2 Bevoka izy, ary nihaika mafy f'efa ho teraka, akao agnatin'ny fihetsen-jaza. \ No newline at end of file diff --git a/12/03.txt b/12/03.txt index 85f4534..d913ce3 100644 --- a/12/03.txt +++ b/12/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Avy akeo nisy famantaragna hafa nibôgna taigny an-dagnitra: Indro! Nisy dragona mena gedabe ze nanagna lô fito sy tandroka folo, ary nisy satro-boninahitra fito takeo am'reo lôny. Ny rambony de nifôka ny ampatelon'ny kintana taigny an-dagnitra sady nanipy an-jareo taigny amin'ny tany. Le dragona nitsangana takeo agnolôn'le vevavy ze efa ho teraka, fa rafa teraka izy, de ande handrapaka ny zanany izy. \ No newline at end of file +\v 3 Avy akeo nisy famantaragna hafa nibôgna taigny an-dagnitra: Indro! Nisy dragona mena gedabe ze nanagna lô fito sy tandroka folo, ary nisy satro-boninahitra fito takeo am'reo lôny. \v 4 Ny rambony de nifôka ny ampatelon'ny kintana taigny an-dagnitra sady nanipy an-jareo taigny amin'ny tany. Le dragona nitsangana takeo agnolôn'le vevavy ze efa ho teraka, fa rafa teraka izy, de ande handrapaka ny zanany izy. \ No newline at end of file diff --git a/12/05.txt b/12/05.txt index 94b8c35..63e373d 100644 --- a/12/05.txt +++ b/12/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Niteraka zazala izy, ze hanapaka ny firenena daôly miaraka amin'ny tehina vy. Ny zanany de nalaina an-keriny ho aigny amin'Andriamanitra sy ho akeo amin'ny seza fendrianany, ary le vevavy nandositra nankaigny agn'efitra, ze nisy tôrana efa nomanin'Andriamanitra ho an'azy, ka de ho vôkarakara mandritran'ny 1 260 andro izy. \ No newline at end of file +\v 5 Niteraka zazala izy, ze hanapaka ny firenena daôly miaraka amin'ny tehina vy. Ny zanany de nalaina an-keriny ho aigny amin'Andriamanitra sy ho akeo amin'ny seza fendrianany, \v 6 ary le vevavy nandositra nankaigny agn'efitra, ze nisy tôrana efa nomanin'Andriamanitra ho an'azy, ka de ho vôkarakara mandritran'ny 160 andro izy. \ No newline at end of file diff --git a/12/title.txt b/12/title.txt new file mode 100644 index 0000000..9950f0d --- /dev/null +++ b/12/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 12 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 1a5f65c..9219555 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -140,6 +140,8 @@ "11-18", "11-19", "12-title", + "12-01", + "12-03", "12-10", "13-title", "13-01",