auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 06:53:56 +08:00 committed by root
parent 6a6bf449d5
commit 9d0e7107bf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Le anjely faenina de nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ony geda, le Eofrana. Noritina zany mbô hagnomagnana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. \v 13 Natazagna fagnahy maloto telo za niendrika sagna mivôka avy aigny ambavan'ny dragona, avy aigny ambavan'ny bibidia, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. \v 14 Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny amin'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hagnangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro leiben'Andriamanitra Avo indrindra.
\v 12 Le anjely faenina de nandraraka ny takao agnaty viliny tam'ony geda, le Eofrana. Noritina zany mba hanomagnana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. \v 13 Natazagna fagna maloto telo za niendrika sagna mivôka avy aigny ambavan'ny dragona, avy aigny ambavan'ny bib-dia, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. \v 14 Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny amin'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hagnangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro leiben'Andriamanitra Avo indrindra.