auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 08:39:03 +08:00 committed by root
parent 1399f0aa8b
commit 9711cc7ef2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Ary natazagna seza fiandrianana maro za. Nipetraka teo ambony reo ze namena fahefana mitsara. Natazagna ny fagnan'reo ze nitapan-dô za nohon'ny fijoroana vavolombelona makasika an'i Jesosy ary nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy niankohoka tamin'ny bibidia na tamin'ny sariny zareo, ary zareo de nandà ny handray ny mariky ny bibidia teo amin'ny handriny na takeo amin'ny tagnany. Tonga velona ndre zareo, ary nanjaka niaraka tamin'ni Kristy nandritra ny arivo taona
\v 4 Ary natazagna seza fendrianana maro za. Nipetraka takeo ambony reo ze namena fahefana mitsara. Natazagna ny fagnan-reo ze nitapan-dô za non'ny fijorona vavolombelona makasika an'i Jesosy ary nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy niankohoka tamin'ny bibidia na tamin'ny sariny zareo, ary zareo de nandà ny handray ny mariky ny bibidia teo amin'ny handriny na takeo amin'ny tagnany. Tonga velona ndre zareo, ary nanjaka niaraka tamin'ni Kristy nandritra ny arivo taona