auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 15:23:45 +08:00 committed by root
parent 366167dd97
commit 9499f69f91
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Otrany sovaly nomanina tamin'ny ady reo valala Tamin'ny lon'jareo de nisy ra otrany satro-boninaitra volamegna, ary ny tavan'jareo de otrany ny tavan'olombelona \v 8 Nagnana volo otrany volom-bevavy zareo, ary ny nifin'jareo de otrany nifin'ny reo liona\v 9 Nagnana fiarovan-tratra otrany fiarovan-tratra vy zareo, ary ny feon'ny elatr'jareo de otrany feon'ny kalesy sy sovaly maro miazakazaka ho any amin'ny ady
\v 7 Ôtrany sovaly nomanina tamin'ny ady reo valala. Tamin'ny lôn'jareo de nisy ra ôtrany satro-boninaitra volamegna, ary ny tavan'jareo de ôtrany ny tavan'olombelona. \v 8 Nagnana volo ôtrany volom-bevavy zareo, ary ny nifin'jareo de ôtrany nifin'ny reo liona. \v 9 Nagnana ferovan-tratra ôtrany ferovan-tratra vy zareo, ary ny feon'ny elatr'jareo de ôtrany feon'ny kalesy sy sovaly betska mezakazaka ho any amin'ny ady