diff --git a/12/05.txt b/12/05.txt index 63e373d..09b808e 100644 --- a/12/05.txt +++ b/12/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Niteraka zazala izy, ze hanapaka ny firenena daôly miaraka amin'ny tehina vy. Ny zanany de nalaina an-keriny ho aigny amin'Andriamanitra sy ho akeo amin'ny seza fendrianany, \v 6 ary le vevavy nandositra nankaigny agn'efitra, ze nisy tôrana efa nomanin'Andriamanitra ho an'azy, ka de ho vôkarakara mandritran'ny 160 andro izy. \ No newline at end of file +\v 5 Niteraka zazala izy, ze hanapaka ny firenena daôly miaraka amin'ny tehina vy. Ny zanany de nalaina an-keriny ho aigny amin'Andriamanitra sy ho akeo amin'ny seza fendrianany, \v 6 ary le vevavy nandositra nankaigny agn'efitra, ze nisy tôrana efa nomanin'Andriamanitra ho an'azy, ka de ho vôkarakara mandritran'ny 1260 andro izy. \ No newline at end of file diff --git a/12/07.txt b/12/07.txt index 91cd976..e05a5c4 100644 --- a/12/07.txt +++ b/12/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 Ary nisy ady taigny an-dagnitra. Mikaela sy reo anjeliny de niady tam'le dragona; ary le dragona sy ny anjeliny de namaly ny ady. Fa tsy de natanjaka le dragona ka tsy naresy. Ka tsisy tôrana ho an'azy sy reo anjeliny tsony taigny an-dagnitra. Le dragona gedabe - ze menaragna talô nantsovina hoe devoly na Satana, le namitaka an'zao tontolo zao - de natsipy taigny ambonin'ny tany, ary reo anjeliny de natsipy niaraka tamin'azy. \ No newline at end of file +\v 7 Ary nisy ady taigny an-dagnitra. Mikaela sy reo anjeliny de niady tam'le dragona; ary le dragona sy ny anjeliny de namaly ny ady. \v 8 Fa tsy de natanjaka le dragona ka tsy naresy. Ka tsisy tôrana ho an'azy sy reo anjeliny tsony taigny an-dagnitra. \v 9 Le dragona gedabe— ze menaragna talô nantsovina hoe devoly na Satana, le namitaka an'zao tontolo zao—de natsipy taigny ambonin'ny tany, ary reo anjeliny de natsipy niaraka tamin'azy. \ No newline at end of file diff --git a/12/11.txt b/12/11.txt index 74a30a4..38cc20b 100644 --- a/12/11.txt +++ b/12/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Zareo de naresy an'azy tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry sy tamin'ny teny fitsanganan-jareo vavolombelona, fa tsy nankamamy ny fiainany tsony zareo na de ho faty aza. Noho zany, mifale, anareo ry lagnitra, sy ze daôly mipetraka akao amin'azy. Fa mitandrema ny amin'ny tany sy ny ranomasina satria ny devoly de nidigna taigny aminareo. Feno fasosena izy, satria fantany fa fotôna fohy sisa no hanagnany. \ No newline at end of file +\v 11 Zareo de naresy an'azy tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry sy tamin'ny teny fitsanganan-jareo vavolombelona, fa tsy nankamamy ny fiainany tsony zareo na de ho faty aza. \v 12 Noho zany, mifale, anareo ry lagnitra, sy ze daôly mipetraka akao amin'azy. Fa mitandrema ny amin'ny tany sy ny ranomasina satria ny devoly de nidigna taigny aminareo. Feno fasosena izy, satria fantany fa fotôna fohy sisa no hanagnany. \ No newline at end of file diff --git a/12/13.txt b/12/13.txt index 53c7d87..1d1d6c0 100644 --- a/12/13.txt +++ b/12/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Rafa nafantatra le dragona fa nazera tamin'ny tany izy, de nanenjika an'le vevavy niteraka zazala izy. Fa le vevavy de namena elatra rôy an'ny voromahery gedabe, ka de afaka nagnembana nankaigny am'le tôrana nokarakaraina ho an'azy taigny an'efitra. Io le tôrana hitsinjovana an'azy, mandritran'ny telo tôna sy tapany - mbô tsy ho hitan'le menaragna. \ No newline at end of file +\v 13 Rafa nafantatra le dragona fa nazera tamin'ny tany izy, de nanenjika an'le vevavy niteraka zazala izy. \v 14 Fa le vevavy de namena elatra rôy an'ny voromahery gedabe, ka de afaka nagnembana nankaigny am'le tôrana nokarakaraina ho an'azy taigny an'efitra. Io le tôrana hitsinjovana an'azy, mandritran'ny telo tôna sy tapany - mbô tsy ho hitan'le menaragna. \ No newline at end of file diff --git a/12/15.txt b/12/15.txt index b12672d..eb2d387 100644 --- a/12/15.txt +++ b/12/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Namôka rano salan'ny renirano tamin'ny vavany le menaragna, ze handrôka an-dravevavy. Fa ny tany nanampy an-dravevavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary de nateliny ny rika ze navôkan'ny vavan'le dragona. Ary sosy tamin'dravevavy le dragona ka nande ary namoron'ady tamin'ny ambin'reo taranany, ze nankato ny didin'Andriamanitra ary mitàna ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy. Avy akeo nitsangana takeo ambonin'ny fasiky ny ranomasina le dragona. \ No newline at end of file +\v 15 Namôka rano salan'ny renirano tamin'ny vavany le menaragna, ze handrôka an-dravevavy. \v 16 Fa ny tany nanampy an-dravevavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary de nateliny ny rika ze navôkan'ny vavan'le dragona. \v 17 Ary sosy tamin'dravevavy le dragona ka nande ary namoron'ady tamin'ny ambin'reo taranany, ze nankato ny didin'Andriamanitra ary mitàna ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy. \v 18 Avy akeo nitsangana takeo ambonin'ny fasiky ny ranomasina le dragona. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 9219555..540f60a 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -142,7 +142,11 @@ "12-title", "12-01", "12-03", + "12-05", + "12-07", "12-10", + "12-11", + "12-13", "13-title", "13-01", "13-03",