auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 15:12:00 +08:00 committed by root
parent 2649cbbc63
commit 9061ba7258
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nagnana rambo nisy fanindromagna otrany maigoka zareo; akao amin'ny rambon'jareo no misy ny hery hanimba ny ola mandritra ny dimy volana Nagnana mpanjaka zareo de le anjelin'le lavaka tsy hita noanoa Ny agnarany tamin'ny teny Hebreo de Abadona, ary ny agnarany tamin'ny teny Grika de i Apolyona Lasa ny loza volony Indro! aorina'zao de mbola hisy loza roa ho avy
\v 10 \v 11 \v 12 Nagnana rambo nisy fanindromagna otrany maigoka zareo; akao amin'ny rambon'jareo no misy ny hery hanimba ny ola mandritra ny dimy volana Nagnana mpanjaka zareo de le anjelin'le lavaka tsy hita noanoa Ny agnarany tamin'ny teny Hebreo de Abadona, ary ny agnarany tamin'ny teny Grika de i Apolyona Lasa ny loza volony Indro! aorina'zao de mbola hisy loza roa ho avy

View File

@ -1 +1 @@
Nampaneno ny trompetrany le anjely faenina, ary naeno ny feo nivoka tamin'ny tandroky ny alitara volamegan ze efa nisy teo anatrean'Andriamanitra za Ary niteny tamin'le anjely faenina le feo magnao hoe: "Avotsory reo anjely efatra ze mifatotra any amin'le renirano leiben'ny Eofrata" Reo anjely efatra ze efa nomanigna tamin'zany ora zany
\v 13 \v 14 \v 15 Nampaneno ny trompetrany le anjely faenina, ary naeno ny feo nivoka tamin'ny tandroky ny alitara volamegan ze efa nisy teo anatrean'Andriamanitra za Ary niteny tamin'le anjely faenina le feo magnao hoe: "Avotsory reo anjely efatra ze mifatotra any amin'le renirano leiben'ny Eofrata" Reo anjely efatra ze efa nomanigna tamin'zany ora zany