auto save
This commit is contained in:
parent
6f103e9510
commit
8ec7b65d37
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 3 \v 4 \v 5 Avy akeo le anjely nitondra anà tamin'ny Fanahy taigny amin'ny tany karakaigna, ary naita vevavy nipetra takeo ambony bibi-dia mena ze feny agnarana teny ratsy anà. Le bibi-dia de managna lô fito sy tandroka folo. Le vevavy de nekanjo voloparasy sy mena ary vôraka volamena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy de nitazona tamin'ny tagnany kapôka volamena feno reo ra maharikoriko sy reo tsy fadiovan'ny fijangajangany. Takeo amin'ny tapikandriny no nisy agnarana managna dikay miafina vôsoratra managno hoe: "Babilona leibe, le renin'reo mpijangajanga sy ny ra marikorikon'ny tany."
|
||||
\v 4 \v 3 \v 5 Avy akeo le anjely nitondra anà tamin'ny Fanahy taigny amin'ny tany karakaigna, ary naita vevavy nipetra takeo ambony bibi-dia mena ze feny agnarana teny ratsy anà. Le bibi-dia de managna lô fito sy tandroka folo. Le vevavy de nekanjo voloparasy sy mena ary vôraka volamena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy de nitazona tamin'ny tagnany kapôka volamena feno reo ra maharikoriko sy reo tsy fadiovan'ny fijangajangany. Takeo amin'ny tapikandriny no nisy agnarana managna dikay miafina vôsoratra managno hoe: "Babilona leibe, le renin'reo mpijangajanga sy ny ra marikorikon'ny tany."
|
Loading…
Reference in New Issue