auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-06 16:02:14 +08:00 committed by root
parent 5cc1848a74
commit 8dda321ea1
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

1
13/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
T

View File

@ -1 +1 @@
Avy teo le anjely fadimy nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ny seza fiandriananle bibidia ary nandrakotra ny fanjakany ny aizigna. Nitsako ny lelany zareo nohon'ny fahoreny. Nitaré ratsy le Andriamanitry ny lagnitra zareo nohon'ny fahoreny sy ny ratran-jareo, ary mbôla nandà ny hibebaka amize vitan-jareo fôgna zareo.
\v 10 \v 11 Avy teo le anjely fadimy nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ny seza fiandriananle bibidia ary nandrakotra ny fanjakany ny aizigna. Nitsako ny lelany zareo nohon'ny fahoreny. Nitaré ratsy le Andriamanitry ny lagnitra zareo nohon'ny fahoreny sy ny ratran-jareo, ary mbôla nandà ny hibebaka amize vitan-jareo fôgna zareo.

View File

@ -1 +1 @@
Le anjely faenina de nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ony geda, le Eofrana. Noritina zany mbô hagnomagnana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. Natazagna fagnahy maloto telo za niendrika sagna mivôka avy aigny ambavan'ny dragona, avy aigny ambavan'ny bibidia, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny amin'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hagnangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro leiben'Andriamanitra Avo indrindra.
\v 12 \v 13 \v 14 Le anjely faenina de nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ony geda, le Eofrana. Noritina zany mbô hagnomagnana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. Natazagna fagnahy maloto telo za niendrika sagna mivôka avy aigny ambavan'ny dragona, avy aigny ambavan'ny bibidia, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny amin'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hagnangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro leiben'Andriamanitra Avo indrindra.