auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-12 06:59:53 +08:00 committed by root
parent 5de1dc0e91
commit 8942b89a51
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Reo tandroka folo ze hitanao de mpanjaka folo ze mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo faefana ôtran'ny mpanjaka miaraka amin'le bibi-dia - mandritry ny adinny raika zareo. Firaisan-tsaigna zany, ary zareo de hagnome ny hery sy ny faefan'jareo an'le bibi-dia. Hanangan'ady manoitra ny Zanak'ondry izy reo. Fa ny Zanak'ondry no handresy an'azy reo satria Izy no Tompon'ny tompo, ary Mpanjakan'ny mpanjaka ary miaraka amin'reo vôantso, reo vôfidy ary reo manam-pinona."
\v 12 Reo tandroka folo ze hitanao de mpanjaka folo ze mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo faefana ôtran'ny mpanjaka miaraka amin'le bibi-dia - mandritry ny adinny raika zareo. \v 13 Firaisan-tsaigna zany, ary zareo de hagnome ny hery sy ny faefan'jareo an'le bibi-dia. \v 14 Hanangan'ady manoitra ny Zanak'ondry izy reo. Fa ny Zanak'ondry no handresy an'azy reo satria Izy no Tompon'ny tompo, ary Mpanjakan'ny mpanjaka ary miaraka amin'reo vôantso, reo vôfidy ary reo manam-pinona."