auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 16:00:07 +08:00 committed by root
parent 969cae23ea
commit 86724f3abd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Nagnana rambo nisy fantsindromagna ôtrany maigoka zareo; akao amin'ny rambon'jareo no misy ny hery hanimba ny ôla mandritra ny dimy vôlana. \v 11Nagnana mpanjaka zareo de le anjelin'le lavaka tsy hita noanoa. Ny agnarany tamin'ny teny Hebreo de Abadona, ary ny agnarany tamin'ny teny Grika de i Apolyona. \v 12 Lasa ny loza vôlôgny Indro! aorina'zao de mbola hisy loza roa ho avy
\v 10 Nagnana rambo nisy fantsindromagna ôtrany maigoka zareo; akao amin'ny rambon'jareo no misy ny hery hanimba ny ôla mandritra ny dimy vôlana. \v 11Nagnana mpanjaka zareo de le anjelin'le lavaka tsy hita noanoa. Ny agnarany tamin'ny teny Hebreo de Abadona, ary ny agnarany tamin'ny teny Grika de i Apolyona. \v 12 Lasa ny loza vôlôgny. Tamy! arina'zao de mbola hisy loza roa ho avy