auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-27 18:17:39 +03:00 committed by root
parent b071b7e638
commit 8474681521
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nanôkatra ny raika tam'reo tombo-kase fito ny Zanak'ondry de nitazagna za, ary naregny ny raika tam'reo ra managn'aigna efatra tamin'ny feo salan'ny kotroka za niteny hoe: "Avé! Nitazagna za ary nisy sôvaly fotsy takeo. Ny mpitikina an'zany de mitana tsipìka, ary namena satr
Rafa nanôkatra ny raika tam'reo tombo-kase fito ny Zanak'ondry de nitazagna za, ary naregny ny raika tam'reo ra managn'aigna efatra tamin'ny feo salan'ny kotroka za niteny hoe: "Avé! Nitazagna za ary nisy sôvaly fotsy takeo. Ny mpitikina an'zany de mitana tsipìka, ary namena satro-boninatra izy. Nivôka ôtran'ny mpandresy izy mbô handresy.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa nanôkatra ny tombo-kase faharoa ny Zanak'ondry, de naregny ny ra managn'aigna faharoa niteny hoe: "Avé!" De nisy sôvaly hafa nivôka - miretra mena. Ny mpitikina an'azy no namena alalana hangala ny fia