From 841bf2ec4b97d9d68f7d1e30c1f16665a1667973 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Fri, 5 Jun 2020 06:14:18 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 01/19.txt | 2 +- 02/01.txt | 2 +- 02/03.txt | 2 +- 02/06.txt | 2 +- 02/08.txt | 2 +- 02/10.txt | 2 +- 02/12.txt | 2 +- 02/14.txt | 2 +- 02/16.txt | 2 +- 02/18.txt | 2 +- 02/20.txt | 2 +- 11 files changed, 11 insertions(+), 11 deletions(-) diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index e62b4a3..1b73bfc 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 Noho zany soraty ze hitanao, ze am'zao fotôna zao, sy ze hitranga afaran'zao. Salan'ny zava-miafina momban'reo kintana fiti ze hitanao taigny an-tagnako an-kavanana, sy reo fanaovan-jiro volamena fito: "Ny kintana fito de reo anjelin'ny fiangonana fito, ary ny fanaovan-jiro fito de reo fiangonana fito." \ No newline at end of file +\v 19 Noho zany soraty ze hitanao, ze am'zao fotôna zao, sy ze hitranga afaran'zao. \v 20 Salan'ny zava-miafina momban'reo kintana fiti ze hitanao taigny an-tagnako an-kavanana, sy reo fanaovan-jiro volamena fito: "Ny kintana fito de reo anjelin'ny fiangonana fito, ary ny fanaovan-jiro fito de reo fiangonana fito." \ No newline at end of file diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index e46b93f..66d6968 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana akao Efesosy hoe: "Reto ny teny avy am'le raika ze mitana reo kintana fito amin'ny tagnan-kavanany ary mande akeo am'reo fagnanôvan-jiro volamena fito, "Fantatro ze efa vitanao sy ny asa mafinao ary ny fiaretanao ela. Fantatro fa tsy afaka handefitra amin'ny ôlon-dratsy anao. Fantatro fa notsapainao reo ze milaza an'jareo ho apostoly, nefa tsy zany izy, ary hitanao zareo fa sandoka. \ No newline at end of file +\v 1 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana akao Efesosy hoe: "Reto ny teny avy am'le raika ze mitana reo kintana fito amin'ny tagnan-kavanany ary mande akeo am'reo fagnanôvan-jiro volamena fito, \v 2 "Fantatro ze efa vitanao sy ny asa mafinao ary ny fiaretanao ela. Fantatro fa tsy afaka handefitra amin'ny ôlon-dratsy anao. Fantatro fa notsapainao reo ze milaza an'jareo ho apostoly, nefa tsy zany izy, ary hitanao zareo fa sandoka. \ No newline at end of file diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt index 82600fa..a9b42f6 100644 --- a/02/03.txt +++ b/02/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Fantatro fa managna faretana anao, ary mijaly mafy nohon'ny amin'ny agnarako, ary tsy magneky resy anao. Nefa manoitra an'nao za satria namela ny fitiavana vôlôny anao. Tsarovo noho zany ny toerana ze nalavo an'nareo mibebà ary magnanôva reo ra ze nataonao vôlôny. Fa raha tsy mibebaka anao, de ho avy aigny aminao za ary hagnala reo fagnanôvan-jironao amin'ny fitôrany. \ No newline at end of file +\v 3 Fantatro fa managna faretana anao, ary mijaly mafy nohon'ny amin'ny agnarako, ary tsy magneky resy anao. \v 4 Nefa manoitra an'nao za satria namela ny fitiavana vôlôny anao. \v 5 Tsarovo noho zany ny toerana ze nalavo an'nareo mibebà ary magnanôva reo ra ze nataonao vôlôny. Fa raha tsy mibebaka anao, de ho avy aigny aminao za ary hagnala reo fagnanôvan-jironao amin'ny fitôrany. \ No newline at end of file diff --git a/02/06.txt b/02/06.txt index f3794b0..b817dfa 100644 --- a/02/06.txt +++ b/02/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 Kanefa zao no ataonao: "Halanao ny ra vitan'ny Nikolaita, ze halako iany kô. Ôka ze manan-tsofigna hitaina ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Ho an'le raika ze naresy de ameko alalana hinana ny avy amin'ny kakazon'ny fiaignana, ze akao amin'ny paradisan'Andriamanitra."" \ No newline at end of file +\v 6 Kanefa zao no ataonao: "Halanao ny ra vitan'ny Nikolaita, ze halako iany kô. \v 7 Ôka ze manan-tsofigna hitaina ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Ho an'le raika ze naresy de ameko alalana hinana ny avy amin'ny kakazon'ny fiaignana, ze akao amin'ny paradisan'Andriamanitra."" \ No newline at end of file diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index f03945b..138f4ac 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Smyrna hoe: "Reto ny tenin'le raika ze vôlôny ary farany, le raika ze efa maty nefa velona ndre: "Fantatro reo fahorenao sy ny fahantranao, nefa manan-karena anao. Fantatro ny fitinenan-dratsy ho an'reo ze milaza ny tegnany fa Jiosy, kanefa tsy zany izy. Synagogan'i Satana zareo. \ No newline at end of file +\v 8 Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Smyrna hoe: "Reto ny tenin'le raika ze vôlôny ary farany, le raika ze efa maty nefa velona ndre: \v 9 "Fantatro reo fahorenao sy ny fahantranao, nefa manan-karena anao. Fantatro ny fitinenan-dratsy ho an'reo ze milaza ny tegnany fa Jiosy, kanefa tsy zany izy. Synagogan'i Satana zareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt index dec5ad1..5ca8e9c 100644 --- a/02/10.txt +++ b/02/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Aza matatra ny am'ze efa hiaretanao. Indro! Ny devoly de hanipy ny sasagny aminareo aigny amin'ny tragnomaizigna mbô ho tsapaina anareo, ary hijaly mandritry ny folo andro anareo. Matokia mandra-pafaty, ka hameko anareo ny satro-boninahitry ny fiaignana. Ze manan-tsofigna ôka izy hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Le raika ze maharesy de tsy ho maratran'ny fafatesana faharoa."" \ No newline at end of file +\v 10 Aza matatra ny am'ze efa hiaretanao. Indro! Ny devoly de hanipy ny sasagny aminareo aigny amin'ny tragnomaizigna mbô ho tsapaina anareo, ary hijaly mandritry ny folo andro anareo. Matokia mandra-pafaty, ka hameko anareo ny satro-boninahitry ny fiaignana. \v 11 Ze manan-tsofigna ôka izy hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Le raika ze maharesy de tsy ho maratran'ny fafatesana faharoa."" \ No newline at end of file diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt index c64925c..af85c2f 100644 --- a/02/12.txt +++ b/02/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Pergamosy hoe: "Reto ny tenin'le raika ze managna sabatra roa lela: "Fantatro ze ipetrahanao, de akao amin'ny hitoeran'ny seza fiandrianan'i Satana. Ary am'zao fotôna zao mitana mafy ny agnarako anao. Fantatro fa tsy nandà ny finoanao ny amiko anao, na de tam'reo andron'i Antipasy vavolombeloko aza, ze natoky Anà, ze novonona takeo aminareo, takao amin'ny fitôran'i Satana. \ No newline at end of file +\v 12 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Pergamosy hoe: "Reto ny tenin'le raika ze managna sabatra roa lela: \v 13 "Fantatro ze ipetrahanao, de akao amin'ny hitoeran'ny seza fiandrianan'i Satana. Ary am'zao fotôna zao mitana mafy ny agnarako anao. Fantatro fa tsy nandà ny finoanao ny amiko anao, na de tam'reo andron'i Antipasy vavolombeloko aza, ze natoky Anà, ze novonona takeo aminareo, takao amin'ny fitôran'i Satana. \ No newline at end of file diff --git a/02/14.txt b/02/14.txt index 8b8c388..4ed905a 100644 --- a/02/14.txt +++ b/02/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Fa manan-teny kely aminao Za: "Misy sasagny aminareo mitàna ny fampenaran'i Balama, ze mampianatra an'i Balaka hametraka fanafitoinana akeo agnolônan'ny Zanak'Israely, mbô hinanan-jareo ny sakafo natao sorona ho an'ny sampy ary ho fijangajangana. Salan'zany kô, misy sasagny aminareo ze mitana mafy ny fampenaran'reo Nikolaita. \ No newline at end of file +\v 14 Fa manan-teny kely aminao Za: "Misy sasagny aminareo mitàna ny fampenaran'i Balama, ze mampianatra an'i Balaka hametraka fanafitoinana akeo agnolônan'ny Zanak'Israely, mbô hinanan-jareo ny sakafo natao sorona ho an'ny sampy ary ho fijangajangana. \v 15 Ôtran'zany kô, misy sasagny aminareo ze mitana mafy ny fampenaran'reo Nikolaita. \ No newline at end of file diff --git a/02/16.txt b/02/16.txt index e760b45..12bb606 100644 --- a/02/16.txt +++ b/02/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 Mibebà, noho zany! Fa raha tsy zany, de ho tonga malaky aigny aminareo Za, ary hifandogna amin'jareo za miaraka amin'ny sabatry ny vavako. Ôka ze manan-tsofigna hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Ho an'reo ze maharesy, hameko ny sasagny am'reo mana misitrika, ary hameko vato fotsy miaraka amin'ny anaram-baovao vôsoratra akeo amin'ny vato, agnarana ze tsy fantatr'ôla afa-tsy ze mandray an'azy iany."" \ No newline at end of file +\v 16 Mibebà, noho zany! Fa raha tsy zany, de ho tonga malaky aigny aminareo Za, ary hifandogna amin'jareo za miaraka amin'ny sabatry ny vavako.\v 17 Ôka ze manan-tsofigna hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Ho an'reo ze maharesy, hameko ny sasagny am'reo mana misitrika, ary hameko vato fotsy miaraka amin'ny anaram-baovao vôsoratra akeo amin'ny vato, agnarana ze tsy fantatr'ôla afa-tsy ze mandray an'azy iany."" \ No newline at end of file diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt index e2eb5d2..6c9a018 100644 --- a/02/18.txt +++ b/02/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana akao Tyatira hoe: "Reto ny tenin'ny Zanak'Andriamanitra, ze managna maso ôtran'ny lelan'afo ary tongotra ôtran'ny varagna mangilatra: "Fantatro ze vitanao: Ny fitiavanao sy ny finoana sy ny fanomponao ary ny faharetanao. Fantatro fa ze vitanao farany de betsaka noho ze vitanao vôlôny. \ No newline at end of file +\v 18 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana akao Tyatira hoe: "Reto ny tenin'ny Zanak'Andriamanitra, ze managna maso ôtran'ny lelan'afo ary tongotra ôtran'ny varagna mangilatra: \v 19 "Fantatro ze vitanao: Ny fitiavanao sy ny finoana sy ny fanomponao ary ny faharetanao. Fantatro fa ze vitanao farany de betsaka noho ze vitanao vôlôny. \ No newline at end of file diff --git a/02/20.txt b/02/20.txt index e3b547a..216780c 100644 --- a/02/20.txt +++ b/02/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Kanefa zao no hanoerako an'nao: liferinao le vevavy Zezebela, ze magnantso ny tegnany ho mpaminagny vavy. Amin'ny alalan'ny fampenarany de mamitaka reo mpanomppoko izy mbô hijangajanga sy hinana sakafo atao sorona ho an'ny sampy. Nagnome fotôna mbô hibebany Za, kanefa tsy mety hibebaka ny amin'ny fijangajangany izy. \ No newline at end of file +\v 20 Kanefa zao no hanoerako an'nao: liferinao le vevavy Zezebela, ze magnantso ny tegnany ho mpaminagny vavy. Amin'ny alalan'ny fampenarany de mamitaka reo mpanomppoko izy mbô hijangajanga sy hinana sakafo atao sorona ho an'ny sampy. \v 21 Nagnome fotôna mbô hibebany Za, kanefa tsy mety hibebaka ny amin'ny fijangajangany izy. \ No newline at end of file