auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-06 16:36:48 +08:00 committed by root
parent 5d8a745fa2
commit 8327005283
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary natazagna bibidia za niakatra avy tam'ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo am'tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy anganarana fitenenan-dratsy avy.Le bibidia ze tazako de salan'ny leoparda.Ny tongony de salan'ny tongotra bera, Ary natazagna bibidia za niakatra avy tam'ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo am'tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy anganarana fitenenan-dratsy avy. Le bibidia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera,