auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-12 06:59:53 +08:00 committed by root
parent 83924c8717
commit 80a93ad4ab
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Naharegny feo mahery avy aigny amin'ny seza fendrianana za magnano hoe: "Indro! Akeo amin'ny ôla ny tôran'ny tabernakelin'Andriamanitra, ary hiaigna miaraka amin'jareo izy. Ho ôla jareo, ary Andriamanitra tegnany hiaraka amin'jareo ary Izy ho Andriamanitr'izy reo. Hamafa ny ranomaso daôly amin'ny mason'jareo Izy, ary tsy hisy fafatesana tsony, na alaelo, na tomagny, na fanaintaignana. Efa lasa reo ra teo alô.
\v 3 Naharegny feo mahery avy aigny amin'ny seza fendrianana za magnano hoe: "Indro! Akeo amin'ny ôla ny tôran'ny tabernakelin'Andriamanitra, ary hiaigna miaraka amin'jareo izy. Ho ôla jareo, ary Andriamanitra tegnany hiaraka amin'jareo ary Izy ho Andriamanitr'izy reo. \v 4 Hamafa ny ranomaso daôly amin'ny mason'jareo Izy, ary tsy hisy fafatesana tsony, na alaelo, na tomagny, na fanaintaignana. Efa lasa reo ra teo alô.