auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-12 06:59:53 +08:00 committed by root
parent b5611e946e
commit 7be2041909
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Navela asena aigna ny sarin'ny bibi-dia mba afahan'le sary miteny ary ze daôly tsy magneky menkoka amin'le bibi-dia de vonoina. \v 16 Nanery ny tsiraikaraika ihany kô zany, na ny kely na ny ngeda, na ny manankarena na ny mahantra, na ny tsy andavo na ny andevo, de mandray ny marika akeo amin'ny tagnany ankavanana na akeo amin'ny tapikandriny.\v 17 Tsy isy ôla maazo mividy na mivarotra mandra-pahazony ny marika ny bibi-dia, zany de ny isan'ny fanehôna ny agnarany.
\v 15 Navela asena aigna ny sarin'ny bibi-dia mba afahan'le sary miteny ary ze daôly tsy magneky menkoka amin'le bibi-dia de vonoina. \v 16 Nanery ny tsiraikaraika ihany kô zany, na ny kely na ny ngeda, na ny manankarena na ny mahantra, na ny tsy andevo na ny andevo, de mandray ny marika akeo amin'ny tagnana ankavanana na akeo amin'ny tapikandriny.\v 17 Tsy isy ôla maazo mividy na mivarotra mandra-pahazony ny marika ny bibi-dia, zany de ny isan'ny fanehôna ny agnarany.