auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-12 06:33:03 +08:00 committed by root
parent 22e1c27b3c
commit 7b58f1c064
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny tanàna de tsy nila masoandro na volana mba hamirapiratra amin'zany satria ny voninahitr'Andriamanitra de namirapiratra tamin'zany, ary ny Zanak'ondry no jiron'zany. Hande amin'ny fahazavan'zany tanàna zany reo firenena. Reo mpanjakan'ny tany de hitondra ny fatsaran'izy reo ho akao amin'zany. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy talô sasany de mivaky hoe
Ny tanàna de tsy nila masoandro na volana mba hamirapiratra amin'zany satria ny voninahitr'Andriamanitra de namirapiratra tamin'zany, ary ny Zanak'ondry no jiron'zany. Hande amin'ny fahazavan'zany tanàna zany reo firenena. Reo mpanjakan'ny tany de hitondra ny fatsaran'izy reo ho akao amin'zany. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy talô sasany de mivaky hoe: "Reo firenena ze vôvonjy de hande amin'ny fazavan'zany tanàna zany.") Tsy hidy reo vavahadin'zany mandritry ny andro, ary tsisy alina aigny.

1
21/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Hitondra ny fahatsarana