From 7672eb64289727fbb99daa30f58fe509c15afdda Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Tue, 2 Jun 2020 21:34:34 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 18/04.txt | 1 + 18/07.txt | 1 + 18/09.txt | 1 + 18/11.txt | 1 + 18/14.txt | 1 + 18/15.txt | 1 + 18/18.txt | 1 + 18/21.txt | 1 + 18/23.txt | 1 + 9 files changed, 9 insertions(+) create mode 100644 18/04.txt create mode 100644 18/07.txt create mode 100644 18/09.txt create mode 100644 18/11.txt create mode 100644 18/14.txt create mode 100644 18/15.txt create mode 100644 18/18.txt create mode 100644 18/21.txt create mode 100644 18/23.txt diff --git a/18/04.txt b/18/04.txt new file mode 100644 index 0000000..6663c25 --- /dev/null +++ b/18/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 \v 5 \v 6 Avy akeo de naregny feo hafa avy aigny an-dagnitra za, mitare hoe: "Mialà amin'azy, ry oloko, mbô tsy hizarany ny fahotany akao aminareo, ary mbô tsy ahazoanareo reo lozany. Efa nihangona salan'ny ahavon'ny lagnitra reo fahotany, ary Andriamanitra matsiaro reo asa ratsiny. Mamale an'azy salan'ny namalen'ny hafa, ary valio avy rôy heny ze efa vitany; takao amin'ny kapôka ze efa nofenony, de fenoy avy rôy eny ho an'azy. \ No newline at end of file diff --git a/18/07.txt b/18/07.txt new file mode 100644 index 0000000..8b30ae2 --- /dev/null +++ b/18/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 \v 8 Ôtran'izy nagnome voninahitra ny tegnany sy niaigna tami'ny tsy fiafena, ameo an'azy ny fampijalena sy ny alahelo antonogny an'azy. Fa izy nilaza takao am-pony nagnano hoe: "Nipetraka ôtran'ny mpanjaka vavy za. Tsy maty vady za, ary tsy hisaona mandrakizay." Noho zany de ho avy amin'ny andro raika reo areti-mandringany: ny fafatesana, ny fisaoana, ary ny silaona. Hodôrôn'ny afo izy, fa ny Tompo Andriamanitra de mahery, ary izy no mpitsara an'azy." \ No newline at end of file diff --git a/18/09.txt b/18/09.txt new file mode 100644 index 0000000..56ce24d --- /dev/null +++ b/18/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9 \v 10 Reo mpanjakan'ny tany ze nijangajanga sy nande tsy am-piheverana niaraka tamin'azy de hitomany ary hiankotra akeo agnatreny rafa hatazagna ny setroky ny famaizany zareo. Hitsangana lavitra zareo, hatatra ny fijaleny, hitare hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe, Babylona, le tanàna mahery, fa amin'ny ora raika de ho avy ny sazinareo." \ No newline at end of file diff --git a/18/11.txt b/18/11.txt new file mode 100644 index 0000000..5673870 --- /dev/null +++ b/18/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 \v 12 \v 13 Reo mpivarotra ny tany de mitomagny sy misaona ho an'azy, satria tsisy ôla niady varotra ho an'azy tsony - varotra volamena, volafotsy, vato sarobidy, firavaka, lamban-drongony tegna tsara, voloparasy, landy, mena, reo karazaga hazo ala, ny fanaka ivoara, ny fanaka daôly vita amin'ny kakazo sarobidy, varahana, vy, marbra, kanelina, zava-manitra, dintin-kazo, miora, hanitra, divay, menaka, koba tsara toto, vary, biby fiompy ary ondry, sôvaly sy kalesy, reo andevo sy fanahin'ôla. \ No newline at end of file diff --git a/18/14.txt b/18/14.txt new file mode 100644 index 0000000..5dac3a5 --- /dev/null +++ b/18/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 Ny vokatra ze tenao tamin'ny herinao daôly de hiala aminao. Ny entanao lafo vidy sy reo namirapiratra de nanjavona, ary tsy ho hita tsony mandrakizay. \ No newline at end of file diff --git a/18/15.txt b/18/15.txt new file mode 100644 index 0000000..9e9b028 --- /dev/null +++ b/18/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 \v 16 \v 17 Ny mpivarotra reo entana ze tonga mpanan-karena noho izy de hiala amin'azy lavitra nohon'ny fataorana ny fijaleny, hitomagny sy hisaona mafy. Hitare zareo hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze niakanjo tami'ny lamban-drongony tegna tsara, volomparasy, sy mena, ary voaravaka tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, ary vatosoa! Agnatin'ny adiny raika de fôgna zany harena daôly zany. "Reo kapitenin-tsambo daôly, reo mpande aigny ambonin'ny ranomasina daôly, tantsambo, sy ze daôly mipetraka an-dranomasina, de hitsangana alavitra. \ No newline at end of file diff --git a/18/18.txt b/18/18.txt new file mode 100644 index 0000000..0973d1c --- /dev/null +++ b/18/18.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 18 \v 19 \v 20 Nihaika zareo raha vao nahita an'le satroky ny famaizany. Nitare zareo hoe: "Tanàna ino ma no ôtran'ny tanàna gedabe?" Nanipy jofo taigny an-dôhany izy, ary nihaika mafy, nitomagny, sy nisaona, nagnano hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze nisy an'reo daôly nagnana reo sambo an-dranomasina no lasana mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa takao agnatin'ny adiny raika de simba zany." "Mifalia amin'azy, ry lagnitra, anareo mpino, apostoly, ary mpaminagny, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!" \ No newline at end of file diff --git a/18/21.txt b/18/21.txt new file mode 100644 index 0000000..e73a3e7 --- /dev/null +++ b/18/21.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 21 \v 22 Anjely mahery raika niaka vato ôtran'ny vato gedabe ary nanipy an'zany taigny an-dranomasina, ary nilaza hoe: "Am'zany fomba zany, Babylona, le tanàna gedabe, harodana miaraka amin'ny herisetra, ary tsy ho hita tsony. Le feo nataon'reo lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodina, sy trompetra de tsy ho regny akao aminao tsony. Reo mpagnano asa tanana isan-karazany de tsy hita akao aminao tsony. Tsisy feon'ny vato fikosem-bary ho regny tsony akeo aminao. \ No newline at end of file diff --git a/18/23.txt b/18/23.txt new file mode 100644 index 0000000..90b1b18 --- /dev/null +++ b/18/23.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 23 \v 24 Ny fazavan'ny jiro, de tsy hamirapiratra akao aminao tsony. Reo feon'ny mpampakatra de tsy ho regny akao aminao tsony, fa ny mpivarotrareo no andrian'ny tany, ary reo firenena de vôfitaka tamin'ny famosavinareo. Takao amin'azy no nahitana ny ràn'le mpaminagny, sy reo mpino, ary ny ràn'reo daôly ze vôvono takeo at-tany." \ No newline at end of file