auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 06:53:56 +08:00 committed by root
parent 22dc65fb87
commit 75ffe44211
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Reo anjely fito ze nagnana reo trompetra fito de niomagna hitsoka izeigny. \v 7 Nitsoka ny trompetrany le anjely vôlôny, ary nisy havandra sy afo mifangaro rà. Natsipy taty an-tany zany mba ho may ny ampateon'zany, may ny ampatelon'ny kakazo, ary may avokô reo ahi-maitso.( Fanamarihana: Ny sasagny amin'reo dikan-teny talô de magnala ny hoe: "mba ho may ny ampatelon'zany")
\v 6 Reo anjely fito ze nagnana reo trompetra fito de niomagna hitsoka izany. \v 7 Nitsoka ny trompetrany le anjely vôlôny, ary nisy havandra sy afo mifangaro rà. Natsipy taty an-tany zany mba ho may ny ampateon'zany, may ny ampatelon'ny kakazo, ary may avokô reo ahi-maitso.( Fanamarihana: Ny sasagny amin'reo dikan-teny talô de magnala ny hoe: "mba ho may ny ampatelon'zany")