auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-25 19:35:52 +03:00 committed by root
parent 443f3282f7
commit 6e55dae0ab
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy anjely hafa nibôgna avy takao an-tempoly taigny an-dagnitra; nanagna antsy meloka maranitra iany kô izy. Mbôla nisy anjely hafa kô nibôgna ny alitara fanrorôna dintin-kazo magnitra, ze nanagna faefana amin'ny afo. Nagnantso tamin'ny feo mahery ze na
Nisy anjely hafa nibôgna avy takao an-tempoly taigny an-dagnitra; nanagna antsy meloka maranitra iany kô izy. Mbôla nisy anjely hafa kô nibôgna ny alitara fanrorôna dintin-kazo magnitra, ze nanagna faefana amin'ny afo. Nagnantso tamin'ny feo mahery an'reo ze nanagna antsy meloka fandidena maranitra izy hoe: "Raiso ny fandidenao maranitra ary atangorono reo sampam-bôloboka avy ami'ny vôloboky ny tany, fa reo vôloboka de efa masaka am'zao."

1
14/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nampandroso ny