auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-12 18:11:44 +03:00 committed by root
parent 4e5df13b73
commit 69cd2c3239
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny lôhany sy ny volony de fotsy salan'ny volon'ondry - fotsy salan'ny ranomandry, ary ny masony salan'ny lelan'afo. Ny tongony mangirana salan'ny varagna, ôtran'ny varagna voadio takeo amin'ny lafaoro, ary ny feony ôtran'ny varagna vôdio
Ny lôhany sy ny volony de fotsy salan'ny volon'ondry - fotsy salan'ny ranomandry, ary ny masony salan'ny lelan'afo. Ny tongony mangirana salan'ny varagna, ôtran'ny varagna voadio takeo amin'ny lafaoro, ary ny feony ôtran'ny feon'ny rano be mikorigna. Ary nanagna kintana fito takeo an-tagnany an-kavanana ary sabatra rôy lela maragnitra nivôka avy takeo amin'ny vavany.