auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-11 09:42:55 +08:00 committed by root
parent a74ab9889a
commit 69b5c9b084
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Ary nabôgnanle anjely anà le ognin'ny ragnon'ny fiaignana, madio ôtran'ny kristaly. Zany de mikorigna avy aigny amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry. Mamakivaky akeo ampovôn'ny lalan'ny tanàna. Ary ny andagniny rôy amin'ny ogny de samy misy le hazon'ny fiaignana, mamô karazagna voa roambefolo, ary zany de mamô ny voany isam-bolana. Ny ravin'zany kakazo zany de natao hagnasitranana ny firenena daôly.
\v 1 Ary nabôgnanle anjely anà le ognin'ny ragnon'ny fiaignana, madio ôtran'ny kristaly. Zany de mikorigna avy aigny amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry. \v 2 Mamakivaky akeo ampovôn'ny lalan'ny tanàna. Ary ny andagniny rôy amin'ny ogny de samy misy le hazon'ny fiaignana, mamô karazagna voa roambefolo, ary zany de mamô ny voany isam-bolana. Ny ravin'zany kakazo zany de natao hagnasitranana ny firenena daôly.