auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 15:40:07 +08:00 committed by root
parent ebb79ac235
commit 69898cabea
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Nisy anjely hafa tonga, nitazogna vilia volamegna fandoroana ditin-kazo manitra, nitsangana teo ambonin'ny alitara Ditin-kazo manitra maro no nomegna azy mba hanoloragny zany mbamin'ny vavaky ny mpino rehetra akeo ambonin'ny alitara volamegna fandoroana ditin-kazo manitra akeo anatrean'ny sezam-boninahitra\v 4 Ny setrok'le ditin-kazo manitra, mbamin'ny vavak'reo mpino, de niakatra teo anatrean'Andriamanitra avy amin'ny tagnan'ny anjely \v 5 Nakale vilia fandorona ditin-kazo manitra le anjely ary alitara Avy akeo natsipiny tamin'ny tany zany, ary nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra, ary horohoron-tany
\v 3 Nisy anjely hafa tonga, nitazogna vilia volamegna fandorna ditin-kazo manitra, nitsangana teo ambonin'ny alitara Ditin-kazo manitra maro no nomegna azy mba hanoloragny zany mbamin'ny vavaky ny mpino rehetra akeo ambonin'ny alitara volamegna fandoroana ditin-kazo manitra akeo anatrean'ny sezam-boninahitra\v 4 Ny setrok'le ditin-kazo manitra, mbamin'ny vavak'reo mpino, de niakatra teo anatrean'Andriamanitra avy amin'ny tagnan'ny anjely \v 5 Nakale vilia fandorona ditin-kazo manitra le anjely ary alitara Avy akeo natsipiny tamin'ny tany zany, ary nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra, ary horohoron-tany